|
|
|
|

Entrée (1/2)1  voazato (zato)
Partie du discours  2  participe passé
Explications en français  3  divisé en cent, mis par centaines [1.3]

Entrée (2/2)4  voazato (voa)
Partie du discours  5  nom
Vocabulaire  6  Botanique: fruit
7  Botanique: arbre
Explications en malgache  8  Karazan-javamaniry fihinam-boa, paokanelina [1.1]
9  hazo fihinam-boa, maniry amin' ny faritra mafana sy be orana, matevina ny hodiny ka mavo mara mainty rehefa matoy, fotsy malemy toy ny abobo mandry ny nofony ary manome tsiro mamy; ilazana ihany koa ny voan' io zavamaniry io [1.62]
Synonymes  10  pokanelina
Autres orthographes  11  voanjato

Anagrammes  12  voatazo, voazato

Mis à jour le 2023/01/20