Teny iditra | voazavo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazana voatango mena aty izay hita betsaka any atsimo, fihinana manta ka mampangatsiatsiaka aoka izany [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala] (de voa : fruit ; et zavo : obscur, de couleur foncée). Arbuste indéterminé. Son nom a donné sarivoazavo. [Boiteau 1997] | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |