Teny iditra vodiakoho (vody, akoho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] le croupion des volailles qu'on offre au père et à la mère, ainsi qu'aux personnes honorables, en signe de vénération et de respect
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: tsodrano
Voambolana 
Ohatra  [Callet: Tantara, takila 144] Ary ny vodiakoho entina kosa ho fanajana ny rai-aman-dreny, fa ny vodi-hena any ny Manjaka, koa iny no atao solo ny, mank' amy ny rai-aman-dreny kosa:
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31