Teny iditra | vohaina (voha) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sokafana: Vohay ny varavarankely ¶ Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka ¶ Angatahan-dalana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be opened; to have a door opened for one [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | vohana | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |