Teny iditra vohibola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] havoana nandevenana mpanjaka na andriana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra Vohibola (vohitra, vola)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.65, 47.5333333
-21.0666667, 46.9166667
-21.5333333, 47.85
-23.05, 47.5666667
-24.7333333, 47.1166667
Haianarantany vohitra, vola

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31