Teny iditra voin-kava-mahatratra (voina, havana, tratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] izay fahavoazana mahazo ny havana mahazo ny tena koa
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] concern for others' afflictions
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] on ressent les souffrances des autres
  [Rajaonarimanana 1995] malheur d'un parent peut vous atteindre [...]
  [Houlder 1895] Le malheur qui atteint les parents vous atteint aussi.
Fanazavàna teny malagasy  [Cousins 1885]
Ohatra 
1 [http://tiatanindrazana.com/actualites/voin-kava-mahatratra-nanolotra-585.964.840-ariary-ny-indiana-2015-04-15-17412.php] Voin-kava-mahatratra Nanolotra 585.964.840 Ariary ny Indiana
2 [https://mg.globalvoices.org/2013/02/28/46289/] Voin-Kava Mahatratra taorian'ny voina nateraky ny fandalovan'ny rivodoza Haruna
3 [http://www.eventsmada.com/122-voin-kava-mahatratra-namaly-ny-antso-ny-malagasy] Tsy nanadino nisaotra ny vahoaka Malagasy tonga namaly ny antso ny Praiminisitra tamin' ny fanomezana fanampiana na voin-kava mahatratra izay notanterahana tetsy Anosy ny Sabotsy faran' ny herinandro teo.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31