Teny iditra | vokoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miforitra ohatra ny volantsinana, manantsika: Hazo vokoka no novidinao ka tsy azo ampiasaina ¶ Enti-milaza olona miforitra ny hazondamosiny ka zary mikainkona izy: Rafotsibe vokoka [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | bent over, stooped [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | courbé, voûté [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | vokoka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | fivohitry ny hazon-damosina [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | cyphose [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Fahasalamana | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kovoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |