Teny iditra |
vola
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Taratasy na metaly misy sary ary voamarika, ataon' ny fanjakan' ny tany tsirairay avy, ka manan-kery amin' io tany io hahazoana mividy zavatra: Tsy azo vidim-bola aman-karena izahy |
| [SLP 1986]
drala
|
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
money in general |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, SLP 1986]
argent; monnaie |
Voambolana |
Sampanteny |
Haiendriteny |
vola
volako
volanao
volany
volantsika
volanay
volanareo
volan'
volan-
volam-
| |
-bola
-bolako
-bolanao
-bolany
-bolantsika
-bolanay
-bolanareo
-bolan'
-bolan-
-bolam-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
vola
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Metaly sarobidy, izay fotsy mamirapiratra, anaovana vola sy firavaka |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
silver |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, SLP 1986]
argent |
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Mpanahaka |
Ag ~
Fisokajiana miherina
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
vola
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
volana mpanazava alina |
|