Teny iditra | volena (voly) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1] | ||||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | levona, velona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |