Teny iditra volobe (volo, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy
¶ Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika

Teny iditra volobe (volo, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Cephalostachyum madagascariense, Dendrocalamus strictus
Ohatra  [Rapatsalahy: Kintana, takila 76] Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany.

Teny iditra Volobe (volo, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -20.5666667, 47.6166667
-20.5333333, 48.45
-18.15, 49.1833333
Haianarantany volo, be

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31