Teny iditra volonondry (volo, ondry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba vita amin' ny volon' ny ondry [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy wool [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay laine [Hallanger 1974]
 laine [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 152]
Lahatsoratra 

Teny iditra volonondry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (sens général : liane, poils de mouton). Nom donné à plusieurs petites Poaceae gazonnantes. Surtout : Panicum umbellatum Trin. et Digitaria didactyla Willd. (Poaceae), pour la côte Est.
¶  [Bezanozano, Merina] sur les pentes orientales, plutôt : Digitaria humbertii A. Camus (Poaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Digitaria didactyla, Digitaria humbertii, Panicum umbellatum

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19