Teny iditra |
voly
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famafazana voan-javamaniry na fanatsatohana tahon-lavamaniry amin' ny tany mba haniry: Anisan' ny mora hatao ny voly mangahazo ¶ Ireo zavamaniry afafy na atsatoka: Tandremo sao dia voahitsakao ireto volin' olona ireto [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | plantation [Abinal 1888, SLP 1986]
|
| ce qu'on sème (comme les haricots, les pistaches), ce qu'on plante (comme le manioc, les patates, les arbres) [Abinal 1888]
|
| culture [SLP 1986]
|
| plantation quelconque [Rajaonarimanana 1995]
|
| (général). Tout ce qu'on sème ou qu'on plante ; tout ce qu'on cultive.
On distingue en droit foncier malgache, deux types de culture : voly avotra : Plantations pérennes, comme les arbres fruitiers, les cultures arbustives : caféier, etc., les reboisements.
La propriété de ces derniers sols était inamovible, alors que celle des voly avotra était conditionnée par la culture.
Dès qu'elles devenaient en friche, elles étaient susceptibles d'être redistribuées à la collectivité [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
voly
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Dontodonto tsy mahare raha tohinina; ankonankona noho ny hasasarana mafy na noho ny fiforetana ela tsy mihetsika; ngoly: Voly ny tongotro izany [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | engourdi, qui ressent des picotements, les effets de la fatigue, ennuyé de ne rien faire: Voly ny tongotro (Mon pied est engourdi) [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|