Entrée vom-pisaka
Mots élémentaires vona ; fika
Partie du discours locution
Explications en malgache Fomba fibango volo [1.1]
 Randram-bolo somary hafahafa fa randra nina malakolako ny volo, dia zairina boribory fisaka, an dia mipetapetaka tsy manendrika loatra [2.436]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/09