Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra.
  [SLP 1986] tarimo na atoditariana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a knot, a bow
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986] noeud
  [SLP 1986] boucle
¶ ganglion
  [Boiteau 1997] noeud, à une corde, à un mouchoir, etc.
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] nom d'un charme censé protéger l'amour ou l'amitié entre deux personnes (équivalent de Odi-fitia)
Voambolana 

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] Participe actif d'une drogue ; pigment d'une plante tinctoriale. Ce qui constitue le principe, l'essence, au sens abstrait, comme au sens concret.
Voambolana 

Teny iditra vona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ voña ] [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] anaran-kazo mamoa
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] Antidesma petiolare Tul. (Phyllanthaceae). Nom relevé par Leandri et Faublée.
Voambolana 
Anarana siantifika Antidesma petiolare

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31