Teny iditra | vondrona | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [ vondroña ] [Rakotosaona 1975] [Bara] andiany | ||||
[Rajemisa 1985]
Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray ¶ Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana). | |||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 854, Rajaonarimanana 1995 takila 339] groupe | ||||
[Abinal 1888 takila 854] réunion, agglomération | |||||
[Rajaonarimanana 1995 takila 339] ensemble | |||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | vondrona | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona) | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] [Betsileo, Merina] (sens général : réunis en groupe). Typha angustifolia L. (Typhaceae). Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||
Anarana siantifika | Typha angustifolia | ||||
Ohatra |
| ||||
Haianarantany | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/21 |
![]() |