Teny iditra vongana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Didy na tsorian-javatra mivaingana iray manontolo: Vongan-kena
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a lump
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 854] un morceau, un bloc, une tranche, une barre de savon
  [Hallanger 1974] masse, bloc
  [SLP 1986] bloc, concrétion
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Ohatra 
1 [Ravoajanahary: Sarotra] ka inoako fa ny firafiny ho vongana iray no nampiavaka ity " Tao Anatin' ny Sarotra " ity
2 [Randriamiadanarivo: Sikajy] Afangaron' ny olona amin' ny bainga izy io indraindray, kanefa ny bainga (vaingana navadiky ny angady) dia avy amin' ny vainga, fa ny bonga kosa dia avy amin' ny vonga na vongana.

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/12