Teny iditra |
vongovongo
(vongo)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitobiana mitontohitra, fiavosana mifanongòa, fibokitra. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | tas, élévation, agglomération, vagues, morceaux, réunion [Abinal 1888 takila 855]
|
| qu'on met en petits tas [Boiteau 1997]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
Ohatra | Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany. [Randriamamonjy: Tantara]
|
|
Teny iditra |
vongovongo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano, Merina]
(sens général : qu'on met en petits tas ; cette plante était vendue en bottes qu'on faisait brûler pour en recueillir les cendres). Cyathula cylindrica Moq. (Amaranthaceae). Les cendres étaient utilisées pour obtenir un sel de potasse (emplois en cuisine, pour la fabrication du savon malgache, en teinturerie, etc.).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Cyathula cylindrica |
|
Teny iditra |
Vongovongo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Voambolana |
Ohatra | Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany [Randriamamonjy: Tantara, takila 125]
|
|