Teny iditra voninkazo (vony, hazo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a flower [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay fleur [Hallanger 1974]
 (de vony : fleur et hazo : arbre). Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe. Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Ohatra 
1Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [Dox: Mirahavavy]
2Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [Andriamalala: Taolambalo, takila 79]
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17