Teny iditra vonjy taitra (vonjy, taitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano...

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31