|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vontona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1#1046]
Exemples  4  vonton' Alahamady ny vintsy [2.69#211]
5  ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
6  Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176]
Morphologie 
7  Simple :
Dérivés 
8  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)10  vontona
Partie du discours  11  nom
Vocabulaire  12  Botanique
Explications en français  13  (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [1.196]
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/10/17