|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 vony |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4yellow.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5couleur jaune.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 7vonivony |
| Renianarana |
|
| Kamban-teny rehetra | 105Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
106 Ny Loko |
| Teny iditra (2/3) | 107 vony |
| Sokajin-teny | 108 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
109Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja.
[1.1] 110taovam-pananahan'ny zavamaniry. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
111a flower.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
112fleur.
[1.8, 1.13] 113Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif). [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 120 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 121Fikambanana 46 amin' io teny io |
| Ohabolana | 122 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 123 voñy |
| Sokajin-teny | 124 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
125fierena.
[Tambahoaka, Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 126 vony, voñy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|