Teny iditra voro-damba (vorotra, lamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] ¶ rags
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits
¶ figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes
  [Hallanger 1974] ¶ chiffons
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31