Teny iditra | voro-kitsay (voroka, kitsay) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | tapa-damba tonta sady maloto no rovitra [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | ¶ tattered clothing [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | ¶ haillons [Hallanger 1974] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |