Teny iditra vorovoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy filaminana, safotofoto, saritaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra vorovoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] ahitra maina [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31