Teny iditra | vovonana iadian' ny lohany (vovonana, ady, loha) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |