Entrée |
vozona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1]
|
Explications en anglais | The neck [1.7]
|
Explications en français | Cou, col, goulot [1.3]
|
| Le cou; le col [1.8]
|
Exemples | Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra
[2.69]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
vozona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza fanerena hanaiky [1.1]
|
Explications en français | Contrainte, violence [1.3]
|
|