Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV Vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV Vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV Vtra sy Rainimboay XIII Vtra sy Rainizanoa XIII Vtra[Callet: Tantara, takila 1193]