Teny iditra | vy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Karaza-metaly menamena matroka ny volony, anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra fa anaovana fiasana aman-pitaovana isan-karazany | |||
[SLP 1986] Metaly azo omena endrika samihafa | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
Iron {compare Malay basy; Javanese vasi?.] ¶ Anjaby: see Anjaka ¶ Tandro-by: see Tandroka | |||
[Hallanger 1973] Iron | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] Fer. fig. adj. dur, qui dure longtemps, entêté, obstiné | |||
[Rajaonarimanana 1995]
Fer ¶ Métal en général, m [...] | ||||
[Hallanger 1974, SLP 1986, Beaujard 1998] Fer | ||||
[Rajaonarimanana 1996] Fer, métal en génér [...] | ||||
Fanazavàna teny italianina | [Profita 1969] ferro | |||
Marika iraisam-pirenena | [3.1] Fe | |||
Voambolana | Simia | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Tsanganana sy sary iray takila | Fisokajiana miherina | |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vy io | |||
Lahatsoratra | Randzavola: vy ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) | |||
Haianarantany | ||||
Teny iditra | vy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] antsy | |||
Teny iditra | vy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997] (côte Sud-Est) (de ovy). Non général des plantes à tubercule | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14 |
![]() |