Teny iditra zaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fijerena zavatra: Nataony tsara zaha ny tranoko
¶ Fanaovana izay hahitana, fitadiavana
¶ Fandinihana
¶ Fitsapana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] Action de regarder, de considérer
  [Abinal 1888] Action d’aller à la recherche ; fig. de sonder, d’éprouver, d’expérimenter
  [Rajaonarimanana 1995] action de chercher
Sampanteny 

Teny iditra zaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] zarana (antsy, angady,ets..)
  [Rakotosaona 1975] [Bara] zara, zarany (antsy, ets.)
Mpitovy hevitra zahany

Teny iditra zaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] baobaby
  [SLP 1986] karazan-kazo vaventibe miendrika tavoahangy
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] baobab
  [Rajaonarimanana 1995] voir za
Voambolana 
Mpanahaka  adansonia
  baobaba ~ bozy ~ reniala ~ za

Teny iditra zaha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Mahafaly, Sakalava] (probablement de zahana : qu'on éprouve, qu'on expérimente). Nom donné par les piroguiers vezo aux perches employées pour la propulsion des pirogues (encore appelées tehembato). Par extension, nom donné aux arbres qui fournissent de telles perches. Notamment : Grewia microcyclea (Burret) Capuron & Mabb. (Malvaceae) ; Stadmannia oppositifolia Lam. et sa variété Stadmannia oppositifolia var. grevei (Danguy & Choux) Capuron (Sapindaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Grewia microcyclea, Stadmannia oppositifolia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31