Teny iditra | zahana | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fikotrehana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | racine de manjahana et ampanjahanina [Abinal 1888 takila 866] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | zahàna (zaha) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Jerena: Zahao kely izao mandondòna izao ¶ Tsidihina, jerena toetra: Efa nozahanao ve ny fambolenareo any ambanivohitra fa toa aisy havandra, hono, tany tamin' ny herinandro lasa ¶ Vangiana: Zahao izany rainao naratra izany ¶ Dinihina: Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e! ¶ Tadiavina, karohina: Nozahany eran' ny lohasaha ilay ombiny very ¶ Tsapaina: Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on regarde, qu’on considère, qu’on voit, qu’on examine, qu’on inspecte, qu’on visite, qu’on cherche, qu’on sonde, qu’on prouve, qu’on expérimente: Efa nozahako ny varinay ka hitako fa maniry tsara (J’ai été voir notre riz et j’ai constaté qu’il pousse bien) ~ Volamena no nozahako tany andrefana, fa tsy nahita aho (Je suis allé chercher de l’or dans l’ouest, mais je n’en ai pas trouvé) ~ Efa nozahako toetra ny mpanompoko ka hitako fa azo itokiana (J’ai éprouvé mon domestique et j’ai vu qu’il mérité confiance) [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Zahana aloha ny fanoroan-takila. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 17] | ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny zahàna io | ||||||||||||||||
Teny iditra | zahana | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo tena mafy fanaovana taho na zaran-javatra (Phyllarthron Bojerianum) [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] (probablement de zahana : qu'on met à l'épreuve, qu'on expérimente) d'après Dubois : nom donné aux bois qu'on éprouvait pour en faire des manches de sagaies. Ils devaient être à la fois solides et élastiques. Suivant les dialectes, nom de divers arbres servant à faire des manches de sagaies ou d'autres outils : Phyllarthron madagascariense (Bojer) K. Schum. (Bignoniaceae). Fruit comestible, acidulé ; il était couramment vendu sur les marchés. Feuilles enduites d'un revêtement cireux ; on s'en servait pour écrire de courts messages à l'aide d'une simple pointe de bois. Écorces en décoction contre la toux et dans les crises d'asthme. [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo ~ Fahasalamana | ||||||||||||||||
Anarana siantifika | Phyllarthron madagascariense | ||||||||||||||||
Ohatra | Zahana no nameno ny saha rehetra, ary hazo nakadiribe no niaro ny Antakay taloha. [Ndema: Antakay, takila 186] | ||||||||||||||||
Teny iditra | zahana | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (peut être par confusion avec zana Leptolaena multiflora Thouars, réf. Decary 958 et Xyloolaena perrieri F. Gérard, réf. Service Forestier 15838 (Sarcolaenaceae). Le jus sucré des fruits est sucé, surtout par les enfants. [Boiteau 1997] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||||||
Anarana siantifika | Leptolaena multiflora, Xyloolaena perrieri | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |