Teny iditra |
zama
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tsimihety]
anadahin-dreny [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
zama
zamako
zamanao
zamany
zamantsika
zamanay
zamanareo
zaman'
zaman-
zamam-
| |
-jama
-jamako
-jamanao
-jamany
-jamantsika
-jamanay
-jamanareo
-jaman'
-jaman-
-jamam-
| |
|
|
Teny iditra |
zama
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | ahitra any anaty rano [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | herbe aquatique [Abinal 1888]
|
| [Betsimisaraka, Merina]
D'après Malzac : « herbe aquatique » ; on appelle, par exemple, asa-zama : le défrichement des marais en vue de leur mise en culture (de asa : travail ; et
zama : végétation des marais).
Nom donné à de nombreuses espèces de plantes de marais, notamment
Pycreus tremulus (Poir.) C.B. Clarke,
Pycreus ferrugineus (Poir.) C.B. Clarke et
Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae).
Emplois en sparterie.
Voir aussi
zamana.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Pycreus ferrugineus, Pycreus polystachyos, Pycreus tremulus |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
zama
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(du nom créole « Jamrose »). Eugenia jambosa Crantz (Myrtaceae).
Arbre à fruit comestible. Commun le long des pistes sur le versant Est.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Eugenia jambosa |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
ZAMA
|
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny)
|
Fanazavàna teny malagasy | ZAnak' i
Madagasikara
Ampielezana
[3.1]
|
|
Teny iditra |
Zama
|
Sokajin-teny | anarana hita ao amin' ny ohabolana
|
Ohatra | Masin-drazana io, Zama, fa matokia ianao. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 68]
|
|
Teny iditra |
Zama
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Zaham [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Zaham [Baiboly]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|