Teny iditra zana-baratra (zanaka, varatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31