Teny iditra |
zanaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby ¶ Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola ¶ Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a child, offspring; the young of animals [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | fils, fille [Rajemisa: Vakoka]
|
| enfant; petit d'un animal, des plantes [Hallanger 1974]
|
| (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification).
Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle
ketsa.
On précise souvent
zanakazo : jeunes plants des arbres (de
zanaka et
hazo).
[Boiteau 1997]
|
| [Sakalava-Mayotte]
enfant [Andilidine: Lexique (takila Z)]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
zanaka
zanako
zanakao
zanany
zanatsika
zanakay
zanakareo
zanak'
zana-
zanaky
| |
-janaka
-janako
-janakao
-janany
-janatsika
-janakay
-janakareo
-janak'
-jana-
-janaky
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [Andraina: I Vola, takila 64]
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|