Entrée | zanozano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [1.1] | |
Vocabulaire | Coiffures | |
Entrée | zanozano | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [1.1] | |
[Tanosy] Rantsankazo madinika atao kitay [1.78] | ||
Vocabulaire | Botanique: arbre | |
Mis à jour le 2020/07/31 |