Teny iditra zanvie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volana voalohany amin' ny taona araka ny fanisanandro vahiny antsoina hoe kalandrie; iraika amby telopolo no isan' ny andro amin' ny volana Zanvie [1.1]
Fanazavàna teny anglisy January [3.1]
Fanazavàna teny frantsay janvier [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: janvier.
Mpitovy hevitra janoary
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro

Fivaditsoratra vezina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31