Teny iditra | zara | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo ¶ Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? ¶ Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a lot, a share ¶ a division. [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | part, lot; partage [Hallanger 1974] | ||||
division, quotient. SLP 1986] | [|||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny zara io | ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | Zara | ||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Zara [Baiboly] | ||||
Zerah [Baiboly] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Zérah [Baiboly] | ||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||
Mpitovy hevitra | Zera | ||||
Ohatra | Joda niteraka an'i Faresa sy Zara tamin'i Tamara; [Baiboly: 47:001:003/Matio 1:3..] | ||||
Teny nalaina | Toko sy andininy momba Zara | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/14 |
![]() |