Teny iditra zara fihinanana
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny vola na zavatra na sakafo omena ny havana misaona amin' ny fandroana noho izy tsy mba "mandro"

Nohavaozina tamin' ny 2022/12/02