Teny iditra z' inona (izay, inona)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-maneso sy manao tsinontsinona ny sasany: Z' inona ialahy no mba manontany? / -- Havana e, Razoky, ka valio ihany; / Biby; samy biby ka mifanajà! (Rakotovao Joh.) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] for tsinona [1.2]
 abbreviation of izay inona, a contemptuous way of saying: Who is so-and-so? [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ zinona ] (pour izay inona) terme de mépris, d'ironie: Zinona ialahy? (Qui es-tu? Tu n'es rien du tout)
¶ comme tsinontsinona [1.3]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31