Teny iditra |
zoky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana ¶ be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo ¶ tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | an elder brother or sister; a senior [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | aîné [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
|
| plus âgé ¶ meilleur, supérieur, plus important [Abinal 1888]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Haiendriteny |
zoky
zokiko
zokinao
zokiny
zokintsika
zokinay
zokinareo
zokin'
zokin-
zokim-
| |
-joky
-jokiko
-jokinao
-jokiny
-jokintsika
-jokinay
-jokinareo
-jokin'
-jokin-
-jokim-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
zandry |
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|