Teny iditra zoma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zohy, lava-bato
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Provincial] for zohy
Mpitovy hevitra zohy

Teny iditra zo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] Friday
Fanazavàna teny malagasy  [Abinal 1888, Beaujard 1998, Hallanger 1974, Sims 1969] Vendredi
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1996] (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...]
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] venerdi
Fanazavàna teny alemà  [Bergenholtz 1991] Freitag. -- Du siehst ja, daß ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte.
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fizaran' andro
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 11] Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny zomà ity (1): Anjoma

Teny iditra Zo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] The Friday market-place
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] Marché de vendredi; place de marché (vendredi)
Voambolana 
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/18