Teny iditra |
zoro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
¶ Faritra kitso eo amin' ny fihaonan' ny rindrina roa: Zoron-trano ¶ Rirana, ny mivohitra amin' ny fihaonan' ny lafy roa mifanapaka: Telo zoro ny zozoro ~ Zoron-databatra ¶ Kiho: Zoron-dalana ¶ Ireo lafy avaratra-atsinanana; atsimo-atsinanana; atsimo-andrefana; avaratra-andrefana amin' ny tany atao hoe vazan-tany: Zoron-tany efatra
¶ Ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra amin' ny trano kotona nahatonga ny fitenenana hoe "sakeli-mihoa-joro". |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
a corner |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, SLP 1986]
coin |
Sampanteny |
Haiendriteny |
zoro
zoroko
zoronao
zorony
zorontsika
zoronay
zoronareo
zoron'
zoron-
zorom-
| |
-joro
-joroko
-joronao
-jorony
-jorontsika
-joronay
-joronareo
-joron'
-joron-
-jorom-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | [Rabesata: Fanandroana]
Ny reni-vintana zoro efatra kosa dia 30 andro ka ny faha -31 andro izy no tsinana.
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
zoro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fikaonan' ny tsipika roa mifanapaka: Zoro sokera, zoro dombo, zoro maranitra |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
an angle |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974, SLP 1986]
angle |
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | [Baron: Botany]
Indraindray telo zoro, na efa-joro, na dimy zoro,izy, ary misy izay misy hasiny, ets.
|
|
Teny iditra |
zoro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986]
jour |
Voambolana |
Ny fihaviany | Frantsay: jour.
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
zôro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Sihanaka]
zozoro maniry |
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Betsimisaraka Avaratra]
En ce qui concerne les plantes : tige triquètre, anguleuse, comme celle des Cyperaceae.
Dans le Nord-Est, synonyme de bilo .
|
Voambolana |
|