Teny iditra zoron' akoho
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny fotony zoro, akoho
Fanazavàna teny malagasy ny zoron-trano atsimo-atsinanana izay nitoeran'ny akoho amam-borona nompiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay l'angle sud-est des maisons où l'on place les volailles et autres animaux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01