Teny iditra |
akanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taimoro]
vahoaka,
karilahy
|
| [Rajemisa 1985]
Enti-milaza olona fetsifetsy sy fangoloka amin' ny halatra sy ny fanambakana |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
[Provincial]
a rascal |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 13]
un filou, un fripon, un fin matois |
| [Veyrières 1913]
les fripons et des gens rusés |
Sampanteny |
Mpanahaka |
akangalahy ~
akangavavy |
|
Teny iditra |
akanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Karazam-borondia izay mipentimpentina mainty sy fotsy ny volony ary fatra-piara-dia maro ka sarotra vakina |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
the guinea fowl, Numida mitrata, Pall. [Swa. ka'nga.]
|
| [Hallanger 1973]
the guinea hen |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
pintade |
Voambolana |
Anarana siantifika | Numida mitrata |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | [Dahle: Angano, takila 225]
Mitsararaka maneno ny akanga any ambonin' ny ala miandrandra
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
akanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Betsimisaraka]
(allusion aux macules des fruits qui rappelleraient le plumage bigarré de la pintage). Voacanga thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae).
Arbres des terrains marécageux, dans toute l'île. Riche en alcaloïdes.
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Voacanga thouarsii |
|