Teny iditra c
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Mpanahaka  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Sary 

Teny iditra C
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 100
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Teny iditra c
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina).
Voambolana 

Teny iditra C
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] carbon
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] carbone
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14