Teny iditra e
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] La quatrième lettre et deuxième voyelle de l'alphabet malgache. Il se prononce comme é; il n'est jamais muet: Tefena prononcez Téféna.
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] Quarta lettera dell'alfabeto malgascio.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra e
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana: E! ry razana ato ambany rangolahy! Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra: Ketaka e!
¶ Entina manamafy fa manaiky: Azonao ve izany? Azoko e! / Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao!
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Ô! eh! eh bien! vraiment!
¶ 1. Précède les invocations: E Andriamanitra. Ô Dieu.
¶ 2. Ee. Non. Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non.
¶ 3. E. Oui. Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars.
¶ 4. E! pour huer après une inconvenance. E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain!
¶ 5. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants, aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de force au terme pécédent, ou à la voix; Ketaka e. Eh! fillette. Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment.
  [Deschamps 1936] [Taisaka] particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives
  [Deschamps 1936] [Taisaka] exclamation d'étonnement; interjection d'appel
  [Rajaonarimanana 1995] Hé! Hein!
¶ 1. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant [...]
¶ 2. Interjection de renforcement. Velo [...]
  [Beaujard 1998] [Tanala] 1. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un; employé dans les invocations). Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné". Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva".
¶ 2. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase. Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère".
¶ 3. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût: oh! ce n'est pas vrai!
Ohatra  [Rasamuel: Manjakadoria, takila 107] Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é!

Teny iditra e
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara, Taisaka] eny
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] oui

Teny iditra e
Sokajin-teny mpanoritra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] ny: Indro e volanao

Teny iditra e
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] any: Mitoboky e Sale
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro)

Teny iditra e
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] sy, ka, koa.

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03