Teny iditra | fito | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enina ampiana iray: Misy andro fito ao anatin' ny herinandro ¶ Ilazana zavatra betsaka: Hanim-pito loha. [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | seven. [Jav. pitu.] [1.2] | ||||||||||||||||||
seven [1.7] | |||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | sept [1.3, 1.5, 1.8] | ||||||||||||||||||
Marika iraisam-pirenena | 7 VII [3.1] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
| |||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa Fifanampiana Fampitomboana | ||||||||||||||||||
Ohatra | Fianakaviana iray nisy olona fito, maty daholo.
[2.472] | ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fito io | ||||||||||||||||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra | foty |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |
![]() |