Teny iditra i
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto. [1.3]
Fanazavàna teny italianina Ottava lettera dell'alfabeto malgascio. [1.18]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra i~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny i~]
Fanazavàna teny malagasy Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry.Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de.
¶ Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao. [1.3]
 préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho [1.8]
Fanazavàna teny italianina Preposizione per i nomi propri di persone e di luogo: Il nome di Gesú (ny anaran'i Jeso) / Il Governatore di Tamatave (ny Governoran'i Taomasina) [1.18]
Anaran-toerana 

Teny iditra i
Sokajin-teny mpanoritra [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Tandroy] ny [1.78]

Teny iditra i
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai. [1.3]

Teny iditra i
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] izy [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra I
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before [1.2]
  izaho, aho [1.17]

Teny iditra I
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy marika romana izay milaza ny isa 1 [3.1]
Voambolana 
Anaran' olona 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Teny iditra I
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Iodine [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Iode [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14