Teny iditra j
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03