Teny iditra l
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache.
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra L
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 50
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03