Teny iditra loaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy hole through something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay trou [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpitovy hevitra hirika ~ lavaka ~ haroka

Teny iditra loaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay troué, percé [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpitovy hevitra gorobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ mangirana ~ mangobaka ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona

Fivaditsoratra olaka, akalo, aloka, lakao, laoka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31